|
|
|
|

Entry1  porizenitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanomezam-boninahitra ataon' ny miaramila amin' ny mpanjaka na ny mpitondra ambony
Explanations in French  4  [1.3#492] la présentation des armes en l'honneur du souverain ou d'un gouvernement
Examples  5  dia nanao porizenitra izy [2.366]
6  Dia nataon'ny Prime Minister ny porizenitra [2.59]
7  Tamin' izay, ny Premier Ministre dia nibaiko nanao porizenitra Andriana [2.649]
8  Rahefa vita ny porizenitra, dia nanao fanazavana, momba ny hataon' ny miaramila roa tonta [2.270]
Compound words 

Updated on 2024/12/07