Entry | 1 portogay |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Portogaly: Mifanila tany ny Espaniola sy ny Portogay Mikasika an' i Portogaly, an' i Portogaly na avy any Portogaly: Mahay teny portogay ny firenena maro any Amerika atsimo |
Analogs | 4 portogaly |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |