Entry | 1 portorikanina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena monina amin' ny tany atsinanan' i Haïti: Zanatany ela espaniola ny Portorikanina 4 Momba an' i Portorikò, an' i Portorikò na avy any Portorikò: Mandray vokatra betsaka portorikanina ny Etazonia, toy ny kafe, siramamy ary voankazo [1.1] 5 Puerto Rican [1.1] 6 portoricain, portoricaine [1.1] |
Vocabulary |
7 Geography: countries, people |
Analogs | 8 portoriko |
Updated on 2020/07/31 |