Entry | 1 potsika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Natao torotoro toy ny vovoka: Tsy mety potsika ity mangahazo ity, fa mafy velona tahaka ny vato. [1.1] |
Explanations in English |
4 mashed into a pulp [1.7] |
Explanations in French |
5 broyé, écrasé, come un oeuf [1.3] 6 écrasé en pâte, pétri [1.8] |
Examples |
7 Ohatra ny nisy zavatra re potsika tao. [2.472] |
Derivatives |
|
Analogs | 13 torotoro, mongo, montsana |
Anagrams | 14 apitsok, kopitsa, patsoky, pitsoka, potsika, tsapoky, tsipoka |
Updated on 2020/07/31 |