Entry | 1 praiminisitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [angl. prime minister] Olona voatendrin' ny filoham-pirenena ho lehiben' ny governemanta; samy mahazo mitarika ny fivorian' ny governemanta, na ny filoham-pirenena (fivorian' ny minisitra no iantsoana ny fivoriana amin' izay) na ny praiminisitra (fivorian' ny kabinetra kosa no iantsoana an' izany) [1.1] |
Vocabulary |
4 Politique |
Updated on 2020/07/31 |