|
|
|
|

Entry1  prezi
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana: Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana
Filoham-panjakana ambony indrindra: Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna
Vocabulary  4  Politique

Updated on 2024/12/07