|
|
|
|

Entry1  proma
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] voalohany, (mahazo) ny laharana voalohany: Nahatsiaro ny kanetiny tao am-paosiny i Koto, nefa tsy nety nijanona na dia minitra iray akory aza hijerena izay kanety nahazo proma (Raharolahy)
Ny mitarika ny lalao eo am-piandohana: Mbola aorianako ialahy fa izaho ny proma

Anagrams  4  proma, rompa

Updated on 2020/07/31