|
|
|
|

Entry1  Rabevoina
Elementary words  2  be, voina
Part of speech  3  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona?
Explanations in English  5  [1.2] A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased.
Examples  6  Hitan-tsikidy lahy izany rabevoina maty teto izany. [2.293]
Vocabulary  7  Forms of Address

Updated on 2024/12/21