|
|
|
|

Entry (1/5)1  raboka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
Explanations in Malagasy  4  vely, famelezana [Tambahoaka] [1.78]

Entry (2/5)5  raboka
Part of speech  6  noun
Vocabulary  7  Biology
Explanations in French  8  poumon. [Tankarana, Sihanaka, Tanosy] [1.19, 1.78]

Entry (3/5)9  raboka
Part of speech  10  noun
Vocabulary  11  Health
Explanations in Malagasy  12  Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch [1.1]
13  areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka [1.13]
14  Jereo "Raboka (TB, Tioberikilaozy)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 179] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explanations in French  15  tuberculose [1.13]
Compound words 

Entry (4/5)18  raboka
Part of speech  19  noun
Vocabulary  20  Game
Explanations in Malagasy  21  Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany [1.1]

Entry (5/5)22  raboka
Part of speech  23  noun
Vocabulary  24  Botany
Explanations in French  25  (de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra. [Mahafaly] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  27  bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka

Updated on 2023/06/19