Entry | 1 rahatrizay |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Indray andro any aoriana any: Aza mamoy fofa mbola ho sambatra ianao rahatrizay ppt.feh.: Rehefa... any aoriana any: Hanome fiantrana ny mahantra aho rahatrizay miasa mandray karama, hoy Isambilo |
Explanations in English |
4 [1.2] [hatra, up to, izay, that.] Hereafter, at some future time. 5 [1.7] when someday in the future, at a time when |
Explanations in French |
6 [1.8] un jour, quand |
Examples |
7 Aza ianao velona izao no jerena, fa ianao velona rahatrizay. [2.895#] 8 Saingy tandremo sao mivily lalana ise ka miala amin' ny Misiona rahatrizay! [2.356#] |
Vocabulary |
9 Time |
Updated on 2022/05/02 |