|
|
|
|

Entry1  raiketra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry
Explanations in English  4  [1.2] raiketa
Explanations in French  5  [1.5] cactus
Vocabulary  6  Botany: tree
Other spellings  7  raiketa, raketa

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21