|
|
|
|

Entry1  ramiary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium)
4  [1.13] karazan-javamaniry fanamboarana fanafody
Explanations in English  5  [1.2] the thorn apple. Datura alba. Nees.
Explanations in French  6  [1.13] datura stramonium
7  [1.196] voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p. 141
Vocabulary  8  Botany: medicinal plants

Anagrams  9  ariarim, ariraim, iariram, irariam, miarira, miraria, ramiary, ramiria

Updated on 2024/10/14