|
|
|
|

Entry1  ranabavy
Elementary words  2  ry, anabavy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Anarana anajan' ny lehilahy ny vehivavy iray tampo aminy: Aoka re, ranabavy, aza misahirana mahandro vary ho ahy amin' izao elanelam-potoana izao ianao
5  Ilazana koa ny vadin' ny zaodahy [1.1]
Explanations in English  6  an appellation of respect used by a brother in addressing any woman other than his mother, wife, or daughter. See anabavy [1.2]
7  sister a respectful term of address used by men [1.7]
Explanations in French  8  soeur, titre respectueux employé par un homme [1.8]
Examples  9  Izahay kosa tsy hanadino anao, ranabavy malala, hoy Bina. [2.499#]
10  Hitako fa manana anaka ranabavy, hoy aho, saingy ahoana no ahafantaran'ise fa ho lahy ny zanakareo? [2.583]
Vocabulary  11  Relationships: family
12  Forms of Address

Updated on 2023/03/22