|
|
|
|

Entry1  ranadahy
Elementary words  2  ry, anadahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Anarana anajan' ny vehivavy ny lehilahy iray tain-po aminy: Miandry andranadahy eto aho fa ho avy hitsidika aty, hono, izy
5  Iantsoana ny vadin' ny zaobavin' ny tena koa [1.1]
Explanations in English  6  an appellation of respect used by a sister in addressing her brother, or by a woman in addressing any other man than her father, husband, or son. See Anadahy [1.2]
7  brother, a respectful term of address used by woman [1.7]
Explanations in French  8  frère, titre respectueux employé par une femme [1.8]
Examples  9  Nahoana kosa izato ranadahy, no toa lasalasa vinany? [2.499#]
10  ny mitovy taona mifanao ranadahy sy ranabavy, ary ny mielanelana kely mifanao razoky sy razandry. [2.296#]
Vocabulary  11  Relationships: family
12  Forms of Address

Anagrams  13  andraiha, hadraina, hanadary, handaira, haridana, hiadrana, hiradana, ranadahy

Updated on 2023/11/24