Entry | ranga maso | |
Elementary words | ranga ; maso | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1] | |
Explanations in French | Qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3] | |
Examples | Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa;
[2.472] | |
Synonyms | ranga sofina | |
Anagrams | ngara maso, ranga maso |
Updated on 2023/08/07 |