Entry (1/2) | 1 rangitana |
Root | 2 rangitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao izay hampaharanitra azy: Rangito ity antsy ity |
Explanations in English |
5 [1.2] to be sharpened, to be made pointed. |
Examples |
6 ary dia no rangitana ny loha ny rova natao maranitra, ary dia lanimena nitotoan'azy, dia natao mafy [2.48] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 rangitana |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.78] [Sihanaka]
forana |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |