Entry (1/2) | 1 ranto |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa. [1.1] |
Explanations in English |
4 trade, commerce, traffic. Used of a journey to a distant part for commercial business. See Varotra [1.2] 5 trade done in travelling [1.7] |
Explanations in French |
6 commerce d'un marchand ou collecteur ambulant [1.8] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 12 ranto |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 tora-pasika amoron-dranomasina [Tambahoaka]
[1.78] 15 Tany misy fasika fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina [Sakalava] [1.1] |
Compound words |
|
Anagrams | 17 naotr, natro, notra, ranto, rotan, trano, trona |
Updated on 2023/07/22 |