Entry | 1 raozy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony |
Explanations in English |
4 [1.2] the rose flower 5 [1.7] a rose |
Explanations in French |
6 [1.8] rose 7 [1.196] (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonin-draozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale. [Merina] 8 [Betsileo] |
Examples |
9 Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470] |
Vocabulary |
10 Botany: flower |
Phytonyms |
|
Titles | 13 Andraozikely (Ravoajanahary Alphonse) |
Scientific name |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word raozy |
Anagrams | 16 azory, izora, raozy, zairo |
Updated on 2020/07/31 |