Entry | 1 ratsiaina |
Elementary words | 2 ratsy, aina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny vehivavy bevohoka manan-javatra tiana hohanina mafy: Ratsiaina vorivorin-kena Ramatoa io tamin' ny nanana ny zanany voalohany 5 Maniry fatratra: Ratsiaina ady io lehilahy io [1.1] |
Explanations in English |
6 hankering after, earnestly desiring; used primarily of women in pregnancy. [1.2] |
Explanations in French |
7 qui désire grandement, qui a des envies [1.3] |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word ratsiaina |
Anagrams | 10 isatriana, ratsiaina, tsiariana |
Updated on 2024/08/14 |