|
|
|
|

Entry1  ratsy fo
Elementary words  2  ratsy, fo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana ireo olona sosisosy, tezitezi-poana, mora tohina sy misafoaka ary mitahiry hatezerana sy manao an-dolompo [1.1]
Explanations in English  5  malicious [1.7]
Explanations in French  6  qui a mauvais coeur, méchant, colère [1.3]
7  malicieux, méchant, colérique, colère [1.8]

Anagrams  8  rafotsy, ratsy fo

Updated on 2023/01/01