Entry | 1 ravana |
Root | 2 rava |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Fongorina, levonina: Noravana ilay tamboho tetsy atsimo tetsy 5 Vahana, saratsarahina: Noravany aloha ilay famantaranandro mao namboariny indray 6 Alefa; asaina miparitaka, mihahaka: Noravana tamin' ny efatra ny mpianatra [1.1] |
Explanations in English |
7 to be ruined; to be torn down; to be dismissed (of a meeting) [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on démolit, qu'on détruit; qu'on lève (séance) [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word ravana |
Anagrams | 16 narava, ravana, varana |
Updated on 2023/08/12 |