Entry (1/3) | 1 rebaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 7 rebaka |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fihaingoana, firaratana amin' ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 14 rebaka |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Sihanaka]
maty 17 [1.78] [Tanosy] simba; rava |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |