|
|
|
|

Entry1  rejisitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Boky fitanana anarana
Examples  4  Izay lany dia nitondra ny karany eo amin' ny latabatra anankiray izay nisy naka ny anarany sy ny fonenany ary nitana izany tamin' ny rejisitra teo anoloany. [2.472]

Updated on 2024/12/07