Entry | 1 renifeo |
Elementary words | 2 reny, feo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Anarana omena ny renisoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany efatra lehibe ny renifeo: ny renifeo tsotra (b, d...), ny renifeo sosona mikasaoka (tr, dr...), ny renifeo sosona kentsona (nt, mp, nd...), ny renifeo kambana (ohatra l sy n amin' ny hoe olona, izay tononina hoe "oll") 5 [1.13] feo anononana ny renisoratra |
Explanations in French |
6 [1.13, 1.66.fr#196] consonne |
Examples |
7 Indraindray dia ny zana-peo fotsiny no ampifanarahana fa tsy miaraka amin'ny renifeo akory. [2.606#] |
Vocabulary |
8 Linguistics |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/28 |