Entry | 1 renintantely |
Elementary words | 2 reny, tantely |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Zoology: invertebrates 5 Economy: breeding, farming |
Explanations in Malagasy |
6 Renintantely no lohan'ny andian-tantely. Tsy afaka miaina samirery izy. Maty ny renintantely raha lasa ny andian-tantely izay mikarakara azy. Ny fisian'ny renintantely no miantoka ny rindran-daminin'ny andian-tantely amin'ny fiainany andavanandro. Ny tantely tsirairay dia manana ny anjara asany voafaritra tsara. Izy irery ihany no manatody [5.mg.http://www.mandrosoa.org/dossier.php?id=68] |
Explanations in French |
7 abeilles [1.3#525] |
Examples |
8 Hiremby aho, hoy ny renintantely. [2.332] 9 Namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa [2.895] |
Updated on 2023/02/20 |