Entry | renty | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra:
Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |