Entry | 1 riatina |
Root | 2 riatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ampandosirina, aparitaka: Riato ireo zaza ireo fa mahasosotra Rovitina ka heno mitsiaka ilay zavatra; tsiahina: "Noriatiny ny akanjony fa nanevateva an' Andriamanitra, hono, izy" |
Explanations in French |
5 [1.3] qu'on met en fuite, en déroute qu'on a déchiré avec bruit |
Morphology |
|
Anagrams | 10 anirita, atariny, atrainy, iranita, iriatan, itairan, itarany, itarina, niriata, nitaira, nitaria, riatina, tairina, taraini, tarinay |
Updated on 2023/01/20 |