Entry | 1 ringindringitra |
Root | 2 ringitra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra (volo) Fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an' ity taratasy ity |
Synonyms | 5 ringitra |
Updated on 2024/12/11 |