|
|
|
|

Entry1  riritse
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Roritra
4  Figohana ranon-javatra bebe indray mandeha tsy miato
5  Fihetsiky ny zaza ateraka manetsika ny reniny hanena azy [Sakalava] [1.1]

Updated on 2020/07/31