Entry | 1 ritina |
Root | 2 ritra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alana ny rano ao aminy: Tokony horitina ity farihy ity fa tsy mahasalama 5 Andrahoina amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Tsara ny hena ritina [1.1] |
Explanations in English |
6 to be dried up, to be cooked till all the water is gone [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on dessèche ; qu'on fait cuire jusqu'à ce que le liquide soit evaporé [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 itarin, nitari, nitary, nitria, raniti, riatin, ritina, tairin, tariny |
Updated on 2023/01/20 |