Entry | 1 robaina |
Root | 2 roba |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanàna Entina, paohina, faohina: Norobain' ny jiolahy ny zavatra rehetra tao an-trano Afitsaka, baboina, hosena: Norobain' ny fanjakana ny fananany rehetra |
Explanations in English |
5 [1.7] to be taken by violence; to be robbed |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on saisit par la force, qu'on pille |
Morphology |
|
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |