Entry (1/3) | 1 robo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
fampirisihina, doka 4 [1.78] [Bezanozano] doka, fandokafana 5 [1.78] [Tanala] doka, dokadoka 6 [1.1] Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin' ny teny mamy; lainga entina mampirisika hanao ny tsy tokony hatao. |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 12 robo |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Tambahoaka]
hoby, fihobiana |
Synonyms | 15 fandroboana |
Entry (3/3) | 16 robo |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 [1.196] Mets préparé avec des patates douces cuites avec du lait. Très apprécié des enfants et des personnes âgées. [Betsileo]
|
Vocabulary |
19 Botany |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/28 |