Entry (1/2) | 1 rohona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza |
Explanations in French |
4 [1.3#543] bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion |
Examples |
5 Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany. [2.996#] |
Vocabulary |
6 Sound |
Derivatives |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word rohona |
Entry (2/2) | 11 rohona |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in French |
13 [1.3#543] action d'aller en foule |
Derivatives |
|
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |