|
|
|
|

Entry1  roroha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara
Explanations in French  4  [1.3] la panse des animaux ruminants
Examples  5  Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [2.48]
Vocabulary  6  Zoology: (in general)
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word roroha

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21