Entry | 1 rosianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Rosia (Eoropa atsinanana sy Azia avaratra): Hatramin' ny taona 1917, ny mpanjaka atao hoe Tsar no nitondra ny Rosianina Momba an' i Rosia, an' i Rosia na avy any Rosia: Misy boky na tantara malagasy efa voadika amin' ny teny rosianina |
Explanations in English |
4 [3.1] Russian |
Explanations in French |
5 [3.1] un Russe, une Russe le russe |
Vocabulary |
6 Geography: countries, people |
Other spellings | 7 rosiana |
Analogs | 8 rosia |
Anagrams | 9 isaronany, naisorina, niaisoran, nisaorany, nisoirana, noraisina, norasainy, nosarinay, nosiraina, rosianina |
Updated on 2025/01/21 |