Entry (1/2) | 1 rotaka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy 7 Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana [1.1] |
Synonyms | 8 kotaka, kotakotaka |
Entry (2/2) | 9 rotaka |
Part of speech | 10 noun |
Vocabulary |
11 Health |
Explanations in Malagasy |
12 Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy [1.1] |
Explanations in French |
13 gros ventre [1.3] |
Synonyms | 14 rotarota |
Other spellings | 15 ritaka |
Anagrams | 16 akotra, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, taroka, toraka, traoka, troaka |
Updated on 2020/07/31 |