|
|
|
|

Entry1  rototra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin' ny fianaran' ny zanany kokoa Rasoa noho Rakoto
Maika, dodona: Heverinao ve fa rototra akory izy nahita ny setroka nidonaka eran' ny trano?
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Adjectives :
Other spellings  6  rotitra
Compound words 

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21