Entry | 1 rozatra |
Part of speech | 2 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Roridroritra lava tsy misy fitsaharana (toy ny zazakely mandroridroritra ny nonon-dreniny); fanararaotana teny na hadisoana kely nataon' olona mba hitanarahana azy mandavan-taona, vazizotra |
Explanations in French |
4 [1.3] action de tirailler, comme un enfant tiraillant sans cesse le sein de sa mère action de profiter d'une parole échappée ou d'une faute quelconque pour poursuivre sans cesse quelqu'un |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |