|
|
|
|

Entry1  sabaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa
Ilazana ny hazo misampana roa
anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo.
Explanations in English  4  [1.7] a straddling; the opening of a compass
Explanations in French  5  [1.8] action ou état d'être ouvert comme un compas
Root  6  baka
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :

Anagrams  12  asabak, sabaka, sakaba

Updated on 2025/03/30