Entry | 1 sabatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiadiana misy lelany lava maranitra, izay mahitsy na mivolantsinana mihantsika, fa ny fitanana azy mifaingoka sy fohy. |
Explanations in English |
4 [1.7] a sword |
Explanations in French |
5 [1.8] sabre |
Examples |
6 ny mozika, ny sabatra andrainy sy ny azy, sy ny basiny sy ny akanjo militerany, sy ny akanjom-borozanony, sy ny taratasy fianarany. [2.48] |
Vocabulary |
7 Military |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |