Entry | 1 sabebaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana endrika sady lehibe no mitapelaka: Sabebaka endrika (fiteny koa ny hoe tabebaka endrika) Ilazan' ny olona koa ny vehivavy lehibe ny fitombenany mba hanarabiany azy |
Updated on 2020/07/31 |