Entry | 1 sadaika |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
4 Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe 5 Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1] |
Explanations in French |
6 perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3] |
Other spellings | 7 sadaikatra |
Anagrams | 8 asadika, sadaika, sadiaka, saka dia |
Updated on 2020/07/31 |