|
|
|
|

Entry1  sady
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity
fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny
Examples  4  sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4]
5  hoy izy sady mihinana ihany. [2.470]
Compound words 

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/28