|
|
|
|

Entry1  safoina (safo)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy 4  Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana 5  Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word safoina

Anagrams  11  fisaona, fosaina, ifosana, safoina

Updated on 2023/01/05