Entry | 1 sahanina |
Root | 2 sahana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara |
Explanations in English |
5 [1.7] to be faced up to |
Explanations in French |
6 [1.3#557] (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) 7 [1.8] à quoi on fait face |
Examples |
8 Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |