|
|
|
|

Entry (1/2)1  sahaza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin' ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin' ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin' ny folony ny sahazakeliny [1.1]

Entry (2/2)4  sahaza
Part of speech  5  adjective
Explanations in Malagasy  6  Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminao?
7  Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho
8  Antonina, mety: Sahaza ho an' ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity [1.1]
Explanations in English  9  fit, suitable; Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him) [1.7]
Explanations in French  10  approprié, qui vous va; suffisant, convenable; Sahàza àzy (Cela lui va, il a bien mérité cela) [1.8]
11  suffisant [1.13]
Derivatives 
12  Active verbs :
Analogs  13  ampy, antonony
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word sahaza

Updated on 2020/07/31