Entry (1/2) | 1 saingy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Voninahitra, rehareha; fanajana tena, fiheverana ny fahambonian' ny tena. |
Derivatives |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word saingy |
Entry (2/2) | 9 saingy |
Part of speech | 10 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Fa: Nanitsy azy ny vato, saingy niondrika izy ka tsy voa |
Explanations in English |
12 [1.7] except that, however |
Explanations in French |
13 [1.8] sauf que, cependant |
Analogs | 14 nefa, sangy, faingy, kanjo, kango, fa, kanjo, nefa |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |