|
|
|
|

Entry1  sakivy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona. (Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy)
Vocabulary  4  Zoology: invertebrates
Synonyms  5  sakoivy

Updated on 2024/12/10