Entry | 1 sakobonina |
Root | 2 sakobona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina, afenina ao anaty lamba: Nosakoboniny ny voankazo vao notazany mba tsy hangatahin' ny namany 5 Saronana ao anaty lamba: Sakobony tsara ny marary eo am-pitondrana azy ho ao anaty fiara sao voan' ny rivotra [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 isakobonan, nasakobony, nisakobona, sakobonina |
Updated on 2023/01/05 |