Entry (1/2) | 1 saly |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tono [Taisaka]
[1.78] 4 Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka [1.1] |
Explanations in French |
5 boucanage, fumage [1.13] |
Vocabulary |
6 Economy: food |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 salisaly |
Entry (2/2) | 13 saly |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [frantsay châle] Tapa-damba lehibebe, volonondry na lasoa, andrakofan' ny vehivavy ny sorony roa ka mihaona eo anoloana [1.1] |
Vocabulary |
16 Economy: clothing |
Anagrams | 17 lasy, lisa, saly |
Updated on 2020/07/31 |